|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatango |
| Singan-teny | 2 voa, 3 tango |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 voatavo fihinana.
[Tanala]
[1.78] 6 Karazam-boatavo lavalava voa, izay fihinana manta, mafotrafotra sy mangatsiatsiaka ny nofony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a kind ot muskmelon.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 espèce de melon musqué.
[1.8] 9 (de tango : action de couper au couteau les feuilles ou les autres organes végétaux). Cucumis parvifolius Cogn. (Cucurbitaceae). « Le melon malgache » d'après Vérin, Terre Malgache, 6 (juillet 1969), p. 95-104. Les jeunes pousses, fleurs et jeunes fruits étaient consommés comme légumes potagers.. [Merina, Sihanaka, Tsimihety] [1.196] |
| Ohatra |
10 ary toa valala voatango ka very fanahy mbola velona.
[2.69#]
11 Ny voanjo voatango indray andro dia taomina lolohavina an-tsobika entina mody. [2.472#] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: voankazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: voatango ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|