| Entrée | 1 voatabia |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en anglais |
3 a tomato [1.7] |
| Explications en français |
4 tomate [1.8, 1.5] 5 (de voa : fruit ; et tabiha : gloire, honneur ; allusion au prestige dont jouit ce fruit). C'est l'un des noms de la Tomate : Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). [1.196] |
| Exemples |
6 Ron-tsaramaso sy voatabia no tan-dovia;
[2.470#14]
7 Voan' ny voatabia ny akanjoko, tompoko. [2.4#92] 8 Tsy inona anefa fa anamamy sy patsa ary voatabia ihany, saingy nasiany toton-tsakamalao, dia nendasiny tamin' ny menaka aloha vao noranoiny kely nataony ketsaketsa. [2.285#297] |
| Vocabulaire | 9 Botanique: fruit |
| Autres orthographes | 10 voatabiha, voatabihy |
| Nom scientifique |
|
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|