|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voasarimamy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-boasary mamy be ranony.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de voasary et mamy : doux). Variété à fruits doux de Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae)..
[Betsimisaraka, Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: voankazo |
| Tovy hevitra | 6 laoranjy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|