|
|
|
|

Teny iditra1  voasary
Singan-teny  2 voa, 3 sary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana iombonana iantsoana ireo karazam-boankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a lemon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 orange [1.8]
8 (toute l'île) (de voa : fruit ; et sary : mis par abréviation de sarihangy : perle de corail). D'après Malzac : « Nom générique des Citronniers et des Citrons ». Surtout les diverses variétés et formes devenues spontanées de Citrus aurantifolia Swingle. A Tananarive, on l'emploie aussi pour les Orangers introduits et cultivés ; variétés de Citrus sinensis (L.) Osbeck (Rutaceae). Celles-ci ne deviennent jamais subspontanées et réclament des soins si l'on veut en obtenir de beaux fruits. [1.196]
Ohatra  9  halaintsika ireo voasary ireo, ry zoky. [2.69#80]
10  Raha ho any Namehana manantena hahita voasary. [2.346]
11  Ary sao mitady voasary hoatran' Ambohijanahary? [2.588]
Voambolana  12  Haizavamaniry: voankazo
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  16  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  17 sariavo, 18 soaravy, 19 vary soa, voasary, 20 voasira

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08