|
|
|
|

Teny iditra1  voasarimakirana
Singan-teny  2 voa, 3 sary, 4 makirana
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazana voasary, kely noho ny voasarimamy ny habeny ary marikivy ny tsirony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 (de voasary et makirana: acide). Nom d'un citronnier sauvage à fruits finement verruqueux et à jus très acide. Variété de Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Perrier de la Bâthie, Flore de Madagascar, Rutaceae (1950) p. 85, écrit à tort : « Makirano ».. [Tanala, Bezanozano, Merina, Sakalava, Betsimisaraka, Tanosy] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry: voankazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09