|
|
|
|

Teny iditra1  voangona
Fototeny  2 angona
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1#83]
Fanazavàna teny anglisy  4 collected (by some one), assembled, congregated.. [1.2#49]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on a assemblé. [1.3#47]
Ohatra  6  Tamin'izay dia voangona tafaray Manandriana, Isandra, Lalangina ary Iarindrano. [2.508]
7  Ny zaza kamboty, izay voangona eto Antananarivo, izay velomin' ny mpiadidy azy. [2.59]
8  Ny lehilahy no mivoaka mitady lalam-bola, anaka, fa ny vehivavy mampirina ny voangona eto an-toerana, hoy rainy. [2.643]
9  Ary voaangona any amin' ny razany koa izany taranaka izany; [2.996]
10  Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitao-vana ny mpahay tao. [2.445]
11  Alin-dririnina mamifirifiry , itampodian'ny vakivakim-pitia tsy voaangona. [2.944]
Haiendriteny 
12  Ny lasa :
Tsipelina hafa  13 voaangona

Fivaditsoratra  14 avongano, 15 voangona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12