|
|
|
|

Teny iditra1  roavoamena
Singan-teny  2 roa, 3 voamena
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Voamena roa (0,40Fr). [1.1]
Ohatra  6  Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa. [1.437#]
7  Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. [2.499#41]
Voambolana  8  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12