|
|
|
|

Teny iditra1  voakisoka
Fototeny  2 kisoka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 moulu, pulvérisé: Tsy voakisoka tsara ity paraky ity (Ce tabac n’a pas été bien pulvérisé). [1.3#337]
Tovy hevitra  5 kinisoka
Kamban-teny rehetra  6 paraky voakisoka

Fivaditsoratra  7 voakisoka, 8 voakosika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09