|
|
|
|

Teny iditra1  kinisoka
Fototeny  2 kisoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voakisoka, voatorotoro, voatoto: Paraky tsy nokinisoka tsara izy izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 moulu, pulvérisé: Tsy nokinisoka tsara ity paraky ity (Ce tabac n’a pas été bien pulvérisé). [1.3#337]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voakisoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12