Entrée | 1 voakapa |
Radical | 2 kapa |
Partie du discours | 3 participe passé |
Explications en français |
4 coupé, ruiné [1.3#310] |
Exemples |
5 taonina ny hazo sarobidy voakapa ary.
[4.27#2012/05/24]
6 Dia nokapain' ny alika ny vololon-drofia, ka nony efa voakapa dia hoy izy [2.69#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 kinapa |
Anagrammes | 9 voakapa, 10 voapaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |