|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voafotsy |
| Fototeny | 2 fotsy |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 whitened, cleaned..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 blanchi, approprié.
[1.3#191] |
| Ohatra |
6 Efa voafotsy ny halotoana.
[2.499#100]
7 ary koa fotsimbary madio (tsy fanao ny gamela, na vary mbola tsy voafotsy tsara. [2.245#20] |
| Tovy hevitra | 8 finotsy |
| Teny iditra (2/2) | 9 voafotsy |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 voankazo avy amin' ny hazo kely maniry; fanao fisotro mahasalama ny raviny raha ampangotrahina..
[1.1] 12 fandramana. [Betsileo] [1.1] 13 kirandrambavy. [Sakalava] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 a shrub, the leaves of which are used as a substitute for tea; also employed for strangury and gonorrhea. A decoction of the same is used in cases of ascites. Aphloia theaeformis, Benn., same as fandramanana.
[1.2] 15 Also Psychotria obtusifolia, Lam., same as kirandrambehivavy. [Betsimisaraka] [1.2] 16 also a species of Alsodeia.. [Sihanaka] [1.2] 17 a plant used to make a kind of tea. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 arbuste dont les feuilles servent à faire une boisson comme celle du thé. Aphloia theaeformis, Benn..
[1.3] 19 plante pour faire le thé. [1.8] 20 (de voa : fruit, et fotsy : blanc). Nom et identité déjà dans Malzac. Aphloia theiformis (Vahl) Benn. (Aphloiaceae). Les petits fruits blancs sont comestibles mais sans grand intérêt.. [Merina, Bezanozano, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tovy hevitra | 22 fandramanana, kirandrambavy, kirandrambehivavy, ravimboafotsy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|