|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voafono
Fototeny  2 fono
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 covered, clothed, wrapped up, shrouded.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Couvert, envelopé. [1.3]
Ohatra  6  ary nony efa voafono tsihy, dia nentina ery amoron-drano [2.293]
7  Inona no mety ho hevitra voafono ao anatin' ny hoe: " Io no Iarivon' i Betsileo? [2.314]
Kamban-teny rehetra  8 mpampita voafono ribà

Teny iditra (2/2)9  voafono
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (participe passé passif de fono : qui a été couvert, enveloppé). Allophylus salignus Blume (Sapindaceae). De petits morceaux de ce bois sont souvent enveloppés de tissus pour faire des talismans. Bois médiocre mais facile à travailler. On l'emploie souvent pour les clôtures autour des cases.. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09