| Entrée | 1 vitsy |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna [1.1] |
| Explications en anglais |
4 few [1.7] |
| Explications en français |
5 peu nombreux, rare [1.8] |
| Exemples |
6 Be noho vitsy isika eto
[2.895#116]
7 dia andro vitsy vitsy foana [2.59#207] 8 Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643#197] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 28 5 combinaisons de ce mot |
| Analogues | 29 kely, vitsy kely, tsy maro, tsy firy, azo isaina, ankavitsiana, vitsy dia vitsy, azo isaina amin' ny rantsan-tanana, tsirairay tadiavina, zara raha misy |
| Proverbes | 30 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|