|
|
|
|

Teny iditra1  vitsika momba kitay
Singan-teny  2 vitsika, 3 momba, 4 kitay
Sokajin-teny  5  kambanteny
Ohatra  6  manina aho fa diso lalan-tsakaiza
vitsika momba kitay aho
ka harivariva an-tanin'olona
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07