|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vitsika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 ants. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 fourmi. [1.3, 1.8]
Ohatra  6  Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika. [2.296]
7  Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [2.445]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  12  Soratra misy io teny io
Lahatsoratra  13 Randzavola: vitsika ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)14  vitsika
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  16 Se disait dans le sens de nombreux. [2.415]
17 nombreux, innombrable. [1.3]
Kamban-teny rehetra  18 lalam-bitsika

Fivaditsoratra  19 tsivaky, 20 vitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09