Entrée (1/2) | 1 vitsika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1] |
Explications en anglais |
4 ants [1.7] |
Explications en français |
5 fourmi [1.3, 1.8] |
Exemples |
6 Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika.
[2.296]
7 Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [2.445] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 9 15 combinaisons de vitsika |
Vocabulaire | 10 Zoologie: invertébrés |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot vitsika |
Citations | 12 Textes citant vitsika |
Article | 13 Randzavola: vitsika ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 14 vitsika |
Partie du discours | 15 adjectif |
Explications en français |
16 Se disait dans le sens de nombreux [2.415] 17 nombreux, innombrable [1.3] |
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 19 tsivaky, 20 vitsika |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |