|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vendrana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mihenjana, misokatra kely ny hodimaso: Vendrana hatrany an-kibon-dreniny io zaza io
4 Adaladala, tsy mahay na inona na inona: Olona vendrana ve no iaraha-miasa ka aiza no ho tsara ny zavatra atao ! [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)20  vendrana
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 Karazana hazandrano [1.1]
Voambolana  23  Haibiby: trondro

Teny iditra (3/3)24  vendraña
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 [Sihanaka] herana [1.78]
27 [Tanala] herana marani-dravina [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  28 (de vendranina : action d'ouvrir une tige dans le sens de la longueur et d'en retourner l'écorce, comme on le fait pour préparer cette matière). Nom de diverses Cyperaceae utilisées en sparterie.
29 [Betsimisaraka] Nom malgache relevé anciennement par Rochon (p. 313 de son Voyage aux Indes), avec l'orthographe fantaisiste « Vuendrang ». C'est surtout Cyperus latifolius Poir. (Cyperaceae) qui est ainsi nommée dans cette région.
30 [Merina+Betsileo] Scleria griegifolia (Ridl.) C.B.Clarke (Cyperaceae). Le nom malgache est généralement prononcé vendragna dans le Betsileo. Signalé par Dubois, etc.
31 [Sihanaka] surtout Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. ; Voir aussi herana. Malzac écrit seulement « Petit jonc, herbe aquatique ». Très apprécié pour la confection des nattes, chapeaux, etc. [1.196]
Voambolana  32  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  vendrana, vendraña

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20