|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vazaha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ireo olona avy any Eoraopa: Tamin' ny taona 1.500, hono, no nahitan' ny Vazaha voalohany an' i Madagasikara.
4 Hevitra itarina : Rehefa mety ho vahiny avy any ampitan-dranomasina na avy an-tany hafa.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a foreigner, esp. a European. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 nom générique des nations étrangères, surtout de la race blanche. [1.3#820]
7 étranger, surtout européen. [1.8]
8 Nom générique des étrangers, surtout des Blancs, Européens, spécialement Français. [1.5#327]
Ohatra  9  Hitanareo ireo vazaha, Sinoa, Karana [2.332#46]
10  Mahatsiaro ny baikom-bazaha ny zokinjokiny [2.445#81]
11  Manao tokantrano imaso amim-bazaha i Bola [2.471#67]
12  Tamin' ny fahadimy amby roapolo andro dia tonga ny vazahanay niaraka tamin' ny mpandika teny malagasy iray [2.643#37]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 111 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20  vazaha
Singan-teny  21 vazaha
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 (sens général : étranger ; mais il a probablement une autre origine car cette plante est bien autochtone). Aristea kitchingii Baker (Iridaceae). Nom et identité dans le Compendium de Baron, dans Malzac, etc. Ce dernier auteur écrit : « herbe dont on fait des corbeilles ; et dont les racines sont un vésicant ».. [Merina] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  25 havazà, 26 hazava, hazavà, 27 vazaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10