Entrée vava tsy ambina
Mots élémentaires vava ; tsy ; ambina
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny tsy voatandrina, tsy voahevitra: Vava tsy ambina no ahitan-doza [1.1]
 Teny tsy tokony ho notenenina anefa niloaka tsy satry ny vava [2.285]
Explications en anglais Unguarded speech [1.2]
Exemples 
1Nefa aza ihainoanareo teny diso, ary aza angalanareo vava tsy ambina. [2.298]
2Fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza, ary izay manta vava no manambara ny afenina; [2.69]

Mis à jour le 2023/01/01