Entrée | 1 vavarana |
Radical | 2 vavatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tatahana kely Vahana, velarina Aseho, ambara, aposaka [1.1] |
Exemples |
5 Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy.
[2.895#]
6 Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy. [2.643#] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 12 varavaña, 13 vavarana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |