Entrée tadivavarana
Mots élémentaires tady ; vavarana
Partie du discours nom
Explications en malgache Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1]
Explications en anglais [ tady vavarana ] A noose [1.2]
Exemples Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Synonymes tady voavarana
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/17