|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vatofantsika |
| Singan-teny | 2 vato, 3 fantsika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 (vato fantsika) an anchor, lit. a fixing stone, probably so called because a stone was the primitive form of anchor
7 also one who cannot leave his position or business. [1.2] 8 an anchor [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 ancre
[1.8] |
| Ohatra |
10 Voankazo tsy fahita io ka samy faly erý ny mpandeha nihinana azy raha vantany vao tafakatra ny vatofantsika.
[2.356#]
|
| Voambolana | 11 Fifamoivoizan-tsambo |
| Tsipelina hafa | 12 vato fantsika |
| Tovy hevitra | 13 andrisa |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: vatofantsika ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|