Entrée | 1 vary mangatsiaka |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 vary, mangatsiaka |
Explications en français |
4 [1.3] riz froid, cuit la veille travail , affaire inachevés et repris un autre jour |
Exemples |
5 [2.324] vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |