|
|
|
|

Teny iditra1  varo-droa
Singan-teny  2 varotra, 3 roa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona roa samy mivarotra zavatra iray (ohatra trano iray izay karakaraina mpanera roa samy hafa) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de vendre encore ce qu'on a vendu, de promettre à l'un ce qu'on a promis à l'autre [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12