| Entrée (1/2) | 1 vakiteny |
| Mots élémentaires | 2 vaky, 3 teny |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en anglais |
5 reading [1.7] |
| Explications en français |
6 lecture [1.3#804, 1.8] |
| Exemples |
7 Haiko ny vakiteny nefa tsy nisy haiko ny dikany.
[2.643]
8 Rabia kosa dia tsy mahay afatsy vakiteny sy soratra. [2.332] 9 Ny fari-pahaizana dia vakiteny tsara sy sora-tononina tsara. [2.649] |
| Entrée (2/2) | 10 vaki-teny |
| Mots élémentaires | 11 vaky, 12 teny |
| Partie du discours | 13 nom |
| Explications en anglais |
14 a syllable [1.7] |
| Explications en français |
15 une syllabe [1.8] |
| Vocabulaire | 16 Linguistique |
| Anagrammes | 17 tinevika, 18 vakiteny, vaki-teny |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|