|
|
|
|

Entrée1  vakina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  vaky
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray
Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io
Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony
Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanànanay
Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra
Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo.
Explications en français  11  [1.3] qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse
qu’on traverse
qu’on met en déroute
qu’on accuse
Exemples  12  [1.3] Vilia tsara dia tsara no novakin' ilay adala (Cet imbécile a cassé une assiette magnifique)
13  [1.3] Novakinay ny ala manontolo (Nous avons traversé toute la forêt)
14  [1.3] Tsy azo vakina ity soratra ity (On ne peut pas lire cette écriture, cette écriture est illisible)
15  [1.3] Novakinay teo anatrehan'ny mpitsara ny mpangalatra (Nous avons accusé le voleur auprès des juges)
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot vakina

Anagrammes  17  akavin, ankavy, avanik, kavany, kavina, nakavi, navaik, vakina, vanika

Mis à jour le 2025/08/10