|
|
|
|

Teny iditra1  vahobahotra
Fototeny  2 vahotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif]. [1.3#800]
Ohatra  5  Nony inona, nandroso ihany ny hanoanany, ka vahobahotra ny lohaliny, dia niala-janona kely izy. [2.69#]
6  Izany no teniny sady vahobahotra ny vavany, ny nifiny niady sy nikitroka ary ny tenany rehetra nihinjitrinjitra. [2.324#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12