|
|
|
|

Teny iditra1  tsy refesi-mandidy
Singan-teny  2 tsy, 3 refesina, 4 mandidy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ny mpitondra manao jadona [1.1]
Ohatra  7  Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [4.27]
Mpanahaka  8  mandidytokana, 9  mpanaotenikofelehibe, 10  mpanaotenyjadona, 11  mpanaotenytsyvaliana, 12  tsyzehena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31