|
|
|
|

Teny iditra1  tomika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Banga, tsy ampy, tsy efa, tsy ary fomba (fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe: "tsy misy"):
4 Tsy misy tomika: feno tanteraka, tsy misy banga [1.1]
Ohatra  5  misy tomika amin"i Frantsa". [2.472]
Kamban-teny rehetra  6 tsy misy tomika

Fivaditsoratra  7 kamoty, 8 matoky, 9 mitako, 10 mitoka, 11 motaky, 12 motika, tomika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17