Entrée tsy mifaditrovana (tsy, mifaditrovana)
Partie du discours locution
Explications en français Injuste, cruel, sans pitié [1.3]
Allégation Mot ou locution vu dans: masiaka
Exemples 
1Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [2.324]
2Olona tsy mifaditrovana! [2.472]
3Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. [2.5]

Mis à jour le 2020/07/31