| Entrée | 1 tsy hita poka |
| Mots élémentaires | 2 tsy, 3 hita, 4 poka |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1] |
| Exemples |
7 Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka?
[2.499]
|
| Synonymes | 8 tsy hita popoka |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|