|
|
|
|

Teny iditra1 tsy ambaka noho
Singan-teny  2tsy, 3ambaka, 4noho
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tsy latsa-danja, mitovy na tafahoatra kokoa noho: Tsy ambaka noho ny teny hafa ny teny malagasy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11