|
|
|
|

Teny iditra1  tsy am-bady
Singan-teny  2 tsy, 3 vady
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  5 sans époux, sans épouse, célibataire [1.3]
Ohatra  6  Nisy trano natao honenan' ny maromadinika tsy am-bady sahala aminy tao Ambohibe. [2.472]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12