|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsy akory
Singan-teny  2 tsy, 3 akory
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
Ohatra  6  Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [1.1]

Teny iditra (2/2)7  tsy ... akory
Sokajin-teny  8  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9 tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 not at all, by no means, on no account [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 pas du tout [1.8]
12 ne ... guère [1.5]
Ohatra  13  tsy|akory misy iraisany tsy|akory. [2.285]
14  Hay tsy|akory matory tsy|akory ise! [2.499]
15  tsy|akory tahotra tsy|akory fa toetra. [2.5]
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  17 karitosy, 18 torisika, tsy akory, tsy ... akory

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21