|
|
|
|

Teny iditra 1  akory
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] Manao ahoana!, Salama! (fiarahabana): Akory kae (ahoana? , nahoana?) [1.78]
4 Fanontaniana toetoe-javatra: Akory ianao: manao ahoana ianao? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 how! How great! as, akory lahy ny fahabetsahan' ny olona! How numerous are the people! [1.2]
6 how is that? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 comment? combien!
8 akory ianao? comment allez-vous? [1.3#16, 1.8]
9 [akôry] [Sakalava-Mayotte] comment? demander à une personne comment elle se porte [1.405]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 15 misy io teny io

Fivaditsoratra  akory, 11 aroky, 12 iroka, 13 kirao, 14 koria, 15 oraky, 16 orika, 17 raoky, 18 rikao, 19 rokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04