|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsofoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
4  tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny [1.13]
Explications en français  5  Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
~ar~tsarapaka, karepoka
~in~hinana, finaritra
~om~homehy, tomany
~or~tsoropaka, ngorodona

Autres infixes:
~in~finidy (fidy)
~n~inty (ity)
~re~ireo (io)
~za~izatsy (itsy)
[1.12]
6  infixe [1.13]
Exemples  7  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643]
Vocabulaire  8  Linguistique
Synonymes  9  sisika
Analogues  10  tovona, tovana, tsirinteny, tsirintenysaradroa
Tableaux et planches  11  Tous les affixes

Entrée (2/2)12  tsofoka
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... [1.1]
Explications en français  15  encastrement [1.13]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Mis à jour le 2025/09/19