|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra. [1.1]
4 fanampìn-javatra mampitombo ny halavana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 an addition at the end. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant. [1.3#736]
7 rallonge. [1.13]
8 rallonge: ce qu'on ajoute à la fin. [1.8]
Ohatra  9  Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27#2006/08/25]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/2)11  tovana
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 tsirinteny ao aorian'ny fototeny. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14 suffixe. [1.8, 1.13]
15 affixe. [1.66.fr#14]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  17  Haiteny
Mpanahaka  18  tovona, 19  tsirintenysaradroa, 20  tsirinteny, 21  tsofoka
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny tsirinteny rehetra

Fivaditsoratra  23 antova, 24 tanavo, 25 tavano, 26 tavona, 27 tovana, 28 vanato, 29 vatano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02