| Entrée | 1 tsitelotelo |
| Radical | 2 telo |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo [1.1] |
| Explications en anglais |
5 three by three [1.2] |
| Explications en français |
6 trois à trois [1.3] |
| Exemples |
7 Ary tahaka izany koa ny amy ny monokotiledona, nefa milahatra tsitelotelo izy ireo.
[1.357#]
8 Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatroa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. [2.356] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|