|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsiomeroa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de tsy : négation ; omeo : donnez (impératif) ; et roa : deux ; « n'en donnez pas deux » ; une seule de ces bananes suffit, car elles sont très grosses). Musa sapientum L. (Musaceae). Banane à cuire dite en français « banane plantain ». Nom donné aux variétés à très gros fruits.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Ohatra |
5 tsy ontsy aho ka tsiomeroa : tsy zavona aho ka hanenika ny tany
[2.69#10]
|
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: voankazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|