| Entrée | 1 tsentsina |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1] |
| Explications en français |
4 bouché [1.13] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 24 12 combinaisons de ce mot |
| Analogues | 25 tampina |
| Mis à jour le 2025/10/09 |
|