| Entrée | 1 voatsentsina |
| Radical | 2 tsentsina |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 qu’on a bouché [1.3#759] |
| Exemples |
6 Dia nanao araka izay nolazain' ny zanany Ilaingahy, ka nony efa voatsentsina tsara ny lavaka, dia hoy ny zanany : "Siaho amin' izao àry, ry Idada.
[2.69#200]
|
| Synonymes | 7 tsinentsina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|