| Entrée | 1 tsaraina |
| Radical | 2 tsara |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra [1.1] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 2 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 10 asitrana, 11 itsarana, 12 sanatria, 13 tsaraina |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|