|
|
|
|

Teny iditra1  tratrantitra
Singan-teny  2 tratra, 3 antitra
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 overtaken by old age; literally reached by old age [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 parvenu à un âge avancé, à un grand âge [1.3#741]
Ohatra  7  tratrantitra aza marofy ianao. [2.366]
8  Dia maty Joba, rehefa tratrantitra ka ela niainana. [2.996]
9  Ho ela velona ny mpanjakavavy Ranavalona II, tsy harofy, fa ho tratrantitra! [2.270]
10  Hiainga anie Ramiaramila / Ho eo Ambatondrafandrana, / Ka nanao tratrantitra Andriana [2.69]
Mpanahaka  11  traraantitra, 12  trarantitra, 13  tratraantitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02