|
|
|
|

Teny iditra1  tratra antso
Singan-teny  2 tratra, 3 antso
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona mety ho takatry ny antso atao
6 enti-milaza koa ny efa voaheloka ho faty, nefa nahazo famindram-po ka tsy novonoina indray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12