Entrée (1/2) | 1 traoka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe [1.1] 4 taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka [1.13] |
Explications en français |
5 bronche [1.13] |
Exemples |
6 Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka.
[2.424#]
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 10 Biologie |
Entrée (2/2) | 11 traoka |
Partie du discours | 12 nom |
Explications en malgache |
13 fangaro [1.13] |
Explications en français |
14 mélange [1.13] |
Vocabulaire | 15 Chimie |
Anagrammes | 16 akotra, 17 atroka, 18 katrao, 19 katroa, 20 okatra, 21 rotaka, 22 takaro, 23 taroka, 24 toraka, 25 traoka, 26 troaka |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |