|
|
|
|

Teny iditra1  traokabe
Singan-teny  2 traoka, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fantsona miendrika antsasaka varingarina, idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka ny atiny dia misy tsibolo sy tsilelo izay afa-mamerina ny vovoka entin' ny rivotra ho any anaty vava: ny traokabe dia mizara ho traoka roa izay miditra ao anaty havokavoka ka mizarazara madinika maromaro indray [1.1]
6 faritra mitondra rivotra avy eo amin'ny tendabe mankany amin'ny traoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 trachée artère [1.13]
Voambolana  8  Haiaina

Fivaditsoratra  9 abetroka, 10 Bekorata, 11 boretaka, traokabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12