| Entrée (1/2) | 1 tranon' omby |
| Mots élémentaires | 2 trano, 3 omby |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara [1.62] |
| Explications en français |
6 étable [1.3] |
| Vocabulaire | 7 Economie: élevage |
| Entrée (2/2) | 8 tranonomby |
| Partie du discours | 9 nom |
| Explications en malgache |
10 Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy [1.1] |
| Vocabulaire | 11 Croyances |
| Anagrammes | 12 tranonomby, tranon' omby |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|