|
|
|
|

Entrée1  tovina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  to
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1#967] Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka
Explications en français  9  [1.3#704] qu'on accomplit, qu'on agrée
Exemples  10  [2.996#20.8.30] Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana.

Anagrammes  11  Tanivo, tavony, tinova, toavin, tôvany, tovina, vatony

Mis à jour le 2025/07/29