Entrée tora-tady
Mots élémentaires toraka ; tady
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny lalana mahitsy tsy misy melomeloka, ka mifanandrify amin' izay iaingana ny erỳ am-pita; mahitsy ohatra ny nosoritan' ny tady nalefa hizotra lava hatrany hatrany [1.1]
Explications en français Droit, qui va droit d'un point à un autre [1.3]
 [ toratady ] En ligne droite [1.13]
Exemples Fa nandona saina tokoa ny fijery ny saha toy izany, na ny fohy indrindra taminy aza : rindrina havia sy havanana avo noho ny rihan' trano anankiray ary mitsatoka mahitsy, ny elanelan' ireo mivelatra ohatra ny arabe efatra natambatra, ny saha manao toratady mitsotra maloloana ka tsy taza-maso ny farany. [2.472]
Mots composés 
Autres orthographes 

Entrée toratady
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] antsamotady [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/18