Entrée | 1 hatoranana |
Radical | 2 torana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran' ny olona torana, tsy mahatsiaro tena tampoka, safotra: Ratsy raha dia maharitra ela loatra ny hatoranana [1.1] |
Anagrammes | 5 hatanorana, 6 hatoranana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |